Ny Baiboliko



Ny Baiboliko

Please share it!


Ratings Score: None

Reviews: None

Updated: None

Size:

Installs: 10,000+

Current Version:

Required Android Version:

Interactive Elements:

Developer: Digital.Bible

Developer Email:

Developer Address:

Available On: PlayStore

About Ny Baiboliko

Sarobidy ho anay ny fahafahanao manana ny Soratra Masina amin’ny endrika ilanao azy. Izany indrindra ny nahatonga ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy namolavola ity Baiboly ity ho anao. Hitanao ao ireo dikantenin’ny Baiboly Malagasy rehetra mba hanampy anao amin’ny fandinihana ny Tenin’Andriamanitra. Ny vavakay dia ny hitomboanao amin’ny fahalalana an’I Kristy amin’ny alalan’ny Soratra Masina. Mampiasà finaritra! Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy Copyright <a>https://malagasy.global.bible</a>